Fanahin' ny vatana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Zavatra mamelona ny vatana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Andalana faha-1:
Ny '''fanahin'ny vatana''' izay atao amin'ny teny mahazatra hoe '''''fanahy''''' ihany koa dia fototry ny fahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan'ny [[Zavamanan'aina|zavamananaina]] izay ([[olombelona]], [[biby]], [[zavamaniry]]) sy mahatonga azy hanana saina. Maro dia maro ny fanehoana ara-tandindona na am-panoharana ny fanahy, maro toraka izany koa ny zavatra inoana momba azy. Ahitana izany rehetra izany ny ankabeazan'ny sivilizasiona arakla ny hita amin'ny fiheverana ara-[[Fivavahana|pivavahana]], afa-[[Filôzôfia|pilozofia]], ara-[[psikolojia]], na araka ny [[Fahalalam-bahoaka|fahalalana]] sy ny [[angano]]<nowiki/>m-bahoaka.