Patagônia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra ao Amerika Atsimo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pat map.PNG|vignette|365x365px|Sarin-tany maneho an'i Patagonia]]
I '''Patagonia''' dia faritra ara-jeografia ao amin'ny telozoro amin'ny faritra atsimon'i [[Amerika Atsimo]] izay zarain'ny firenena roa dia i [[Silia]] ao andrefana sy i [[Arjentina]] ao atsinanana. Mahafaoka ny tapany atsimon'i [[Silia]] (izay atao hoe ''Patagonia siliana'') sy ny tapany atsimon'i [[Arjentina]] (''Patagonia arjentina'') i Patagonia, izay manana velarana mirefy 800 000 km<sup>2</sup> any ho any. Ireo faritra roa ireo dia sarahan'ny Cordillera de los Andes, izay ahitana tendrombohitra, toeran-dranomandry, pampa, alam-paritra manakaiky tendrontany, sisin-dranomasina, [[nosy]] sy [[tangoro-nosy]] maro. Misy Amerindiana 10 000 any ho any monina ao Patagonia ka isan'izany ny Mapuches. Isan'ny faritra vitsy mponina indrindra eran-tany i Patagonia satria 3,8 olona isaky ny km<sup>2</sup> ny hakitroky ny mponina (3 ny any Siberia ary 0,46 ny any Alaska). Ny fiompiana atao amin'ny torana atao hoe ''estancias'' no tena atao any. Maro mpitsiriritra i Patagonia noho ny fananany harena ara-javaboary.