Ondry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Biby fiompy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Flock of sheep.jpg|vignette|402x402px|Andian' ondry]]
Ny '''ondry''' dia biby fiompy misy nono sady mihinana ahitra ary mamadi-kota izay mifanakaiky karazana amin'ny [[osy]], sady ao amin'ny fianakaviamben'ny karazana [[omby]]. Ny ondry dia isan'ireo biby nompian'ny olona voalohany ary ny iompiana azy indrindra dia ny [[ronono]]<nowiki/>ny, ny henany, ny hodiny, sy ny volony. Ny volon'ondry no tsiraka ampiasaina indrindra avy amin'ny biby. Maro karazana ny ondry, ka odry fiompy ny karazany iray ary ondry dia ny enina amin'ireo izay mbola misy amin'izao. Nanomboka niompy ondry ny olona tamin'ny faramparan'ny taonarivo faha-6 tal. J.K. ka ondry dia avy any [[Afovoany Atsinanana]] (avy any atsimlo-atsinanan'i [[Anatolia]] na Zargos) no nompiana voalohany.