Mpisolo (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|'''mpisolo''']] dia [[teny]] ([[sokajin-teny]]) izay maka ny toeran'ny [[anarana]] na ny [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] anarana nefa misy sasany izay afaka maka ny toeran'ny [[fehezankevitra]] na [[fehezanteny]] iray manontolo koa. Mety misolo ny [[Mpamari-toetra|mpamari toetra]] koa izany amin'ny fiteny sasany.
 
Isan'ny sokajin'ny mpisolo, ohatra:
Andalana faha-12:
* ny [[Mpisolo toerana (fitsipiteny)|mpisolo toerana]]
 
Miovaova arakaraka ny [[fiteny]] na arakaraka ny fanaovana tsikera amin'ny fiteny iray ny zana-tsokajin'ny mpisolo. Mety miovaova endrika ny mpisolo ka maneho ny [[Filaza isa|filaza isa]] (tokana na maro sns), ny maha [[kandahy]] na maha [[kambavy]] sns, arakaraka ny fiteny.