Bokin' i Hôsea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
=== Ny mpanoratra ===
Atao hoe nosoratan’i [[Hosea]] (na [[Hosea|Osea]]) ny boky. Nefa tsapa fa ny toko faha-4 hatramin’ny faha-13 dia hoatry ny nosoratr’olo-maro. Tsy mitovy amin’izay hita ao amin’ny toko telo voalohany sy ny toko faha-14 ny fomba fonoratra ao. Agamba avy any amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakana Avaratra]] i Hosea. Nanomboka tokony ho tany amin’ny faramparan’ny fanjakan’i [[Jeroboama II]] (782 – 753 tal. J.K.) ny asa fitoriana nataony. Nahatonga an'i Hosea hahalala bebe kokoa ny fitiavan’Andriamanitra ny olony'','' na dia be [[fahotana]] aza'','' ny fitiavany ny vadiny izay be fahadisoana.
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Andalana faha-19:
Ny toko voalohany hatramin’ny faha-3 dia milaza ny fiainam-panambadian’i Hosea tamin’i Gomera'','' izay vehivavy mpijangajanga. Ampitahain’i Hosea amin’ny fifandraisan’Andriamanitra amin'i Israely ny fifandraisany amin’ny vadiny. Io fanambadiany io dia heverin’ny mpanao heviteny maro ho manana heviny ara-panoharana no sady mitantara tokoa ny zavatra mahazo ny mpaminany.
 
Maneho ny fitsikeranampanao tsikera sasany fa ny maha ara-panoharana ny zavatra sasantsasany ao amin’ireoamin’ny toko telo voalohany dia mifandray amin’ny anaran’ny zanaky ny mpaminanay'','' izay midika hoe "ilay tsy tiana" sy "ilay tsy oloko". Ny fanekem-pihavanana eo amin’Andriamanitra sy i Israely'','' izay niorina tamin’ny voalohanylalàna tamin’ny lalànavoalohany'','' dia fifamatorana ara-panahy miorina amin'ny fitiavana ihany koa. VoatsindryVoantitra mafy amin’ny fampiasana teny izay tsy tokony hampiasaina ivelan’ny fitiavana ara-nofo izany fomba fijery izany.
 
Raha i Hosea na Andriamanitra no ilay vady voahitsakitsaka'','' ny vadiny na i Israely kosa no ilay vehivavy janga. Io vehivavy io sy ny taranany dia ho voasazyfaizina'','' nefa isaky ny manota izy dia voavela heloka hatrany (toko faha-3)'','' satria resin’ny fitiavana ny hatezerana.
 
==== Fizaràna faharoa (toko 4 - 14) ====
Ny toko faha-4 hatramin’ny faha-13 dia faminaniana fohy maro mifanarakaraka momba ny fiharatsiana ara-panahin’ny vahoaka'','' ny fahalemena ara-pitondran-tenan’ireo mpanjaka sy ireo [[Mpisorona jiosy|mpisorona]] ary ireo mpaminany izay miteraka ny fitsarana sy ny fanasaziana avy amin'Andriamanitra. Avy eo misy ireo tonon-kira izay mamisavisa ny helok’i Israely tany amin’ny andro talohaaloha. Ny amin’ny loza izay mananontanona no hevitra mibahana indrindra ao amin'io fizaràna io.
 
Ao amin’ny toko faha-14 (andininy faha-4-8) vao mihamalefaka ny fomba fitenin’ny mpaminany Hosea izay milaza faminaniam-pamonjena sy famindram-po ho an’ireo izay matahotra an’i [[Iahveh]] sy ireo olona marina.