Isaia (mpaminany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
'''Isaia''' na '''Izaia''' dia mpaminany israelita niaina tokony ho tamin’ny taonjato faha-8 tal. J.K. teo anelanelan'ny taona 766 sy 701 tal.J.K. Zanak’iZanak'i Amosa, izay fianakaviana ambony tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]], izy. Mponin’iMponin'i Jerosalema i Isaia. Niasa tamin’nytamin'ny antsasany faharoan’nyfaharoan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. izy, tamin’nytamin'ny fotoana nanombohan’nynanombohan'ny [[Asiriana]] nanafika matetika miankandrefana, fanafihana izay namaritra ny hohoavin'ny avin’ny[[Fanjakan'i fanjakan’iIsraely (Samaria)|fanjakan'i Israely]] sy ny an’i[[Fanjakan'i Jodà|an'i JodaJodà]]. Teo anelanelan’nyanelanelan'ny taona 740 sy 700 tal. J.K. izany, indrindra fa tamin’ny nanjakan’inanjakan'i [[Ahaza]] (mpanjakan’i JodaJodà) tokony ho tamin’ny taona 735 tal. J.K. sy ny zanany nandimby azy ary tamin’nytamin'ny andron’ny mpanjaka [[Hezekia]] (na EzekiasyEzekiasa) tokony ho teo anelanelan’nyanelanelan'ny taona 715 sy 710.
 
== Ny anarany ==
Araka ny lovantsofina dia i Isaia no nanoratra ny [[Bokin'i Isaia]] nefa rehefa nodinihin'ny mpikaroka momba ny [[Baiboly]] dia ampahany atao hoe Proto-Isaia ("Isaia voalohany") ihany no mety nosoratany - dia ny toko voalohany hatramin'ny faha-39. Ny ampahan'io boky io sisa dia mbola mizara roa ka atao hoe Deotero-Isaia sy Trito-Isaia ("Isaia faharoa" sy "Isaia fahatelo").
Atao hoe יְשַׁעְיָהוּ / ''Yeshayahu'' i Isaia amin'ny teny hebreo ka midika hoe "Mamonjy i Yahu" izany hoe "Mamomjy i Iahveh".
 
== Nanoratra bokim-paminaniana ==
Araka ny lovantsofina dia i Isaia no nanoratra ny [[Bokin'i Isaia]] (izay miresaka ny amin'ny fitondrana ho [[Fahababoana tany Babilona|babo ny Jiosy any Babilona]] sy ny fiverenan'izy ireo any Jerosalema indray ary ny fanamboarana indray ny [[Tempolin'i Jerosalema]] araka ny baikon'ny mpanjaka akemenida atao hoe [[Kirosy Lehibe|Kirosy II]]), nefa rehefa nodinihin'ny mpikaroka momba ny [[Baiboly]] dia ny ampahany atao hoe Proto-Isaia ("Isaia voalohany") ihany no mety nosoratany -, dia ny toko voalohany hatramin'ny faha-39. Ny ampahan'io boky io sisa dia mbola mizara roa ka atao hoe Deotero-Isaia sy Trito-Isaia ("Isaia faharoa" sy "Isaia fahatelo").
 
== Jereo koa ==