Mesianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-30:
 
== Mesianisma sy fanafahana politika ==
Nisy ny fihetsiketsehana mesianika izay mampitovy ny fikendrena mesianika sy ny tanjona ara-politika. Tamin'ny taonjato faha-17 dia nisy, tao amin'ny fanjakan'i Kongo voazsanakyvoazanaky ny Portogey[[Pôrtogaly|Portogaly]], ohatra, lehilahy tao amin'ny sarangan'ny olona ambony atao hoe Kimpa Vita na Dona Béatrice izay nampiditra ny fitantarana kristiana tao amin'ny kolontsaina afrikana sady nanambara niaraka tamin'izay ny famerenana amin'ny laoniny an'io fanjakana io sy ny fiavian'ny taranak'olombelona vaovao.
 
Matetika ny mesianisma dia manohitra ny Fiangonana, rehefa mifangaro ny fivavahana sy ny politika. Hiata ao amin'ny [[Epistily ho an'ny Tesalonisiana]] izany, izay nanaovan'i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] fampitandremana izay izay manana fanahy "mihetsiketsika" na "tataitra" noho ny faminaniana ny ami'ny fahantomotry ny "[[Andron'ny Tompo]]" (na "[[Andron'i Jehovah]]"). I Vatikana koa dia nampitandrina ireo mpiaro ny [[teolojian'ny fanafahana]], izeayizay mampitovy ny ady ara-panahy amin'ny adin-tsaranga izay nahatonga ny Fiangonana katolika nisaraka tamin'ireo firehana mesianika.
 
== Jereo koa ==