Diôfizisma: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rohy sns Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny [[diofizisma|'''diofizisma''']] na [[Diofizisma|'''diofizitisma''']] dia fampianarana [[Kristolojia|kristolojika]] noraisin'ny konsily ekiomenika fahefatra, dia ny [[Konsily tao Kalkedona]] tamin'ny taona 451 izay manambara ny maha tokana an'i [[Jesosy|Kristy]] manana
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''diofizisma'' na ''diofizitisma'' dia avy amin'ny [[teny grika]] hoe ''δυοφυσιτισμός'' / ''duofusitismos'' izay azo rasaina amin'ny teny hoe ''δυο'' / ''duo (''midika hoe "roa") sy ny hoe φύσις / ''phusis'' (
== Tantaran'ny diofizisma ==
Andalana faha-8:
== Foto-pampianarana ==
Ny diofizisma, izay hita ao amin'ny [[Fiekem-pinoan'i Kalkedona]], dia mitory Kristy iray manana
"Araka ireo Ray masina izany, izahay dia mampianatra amim-piraisam-peo fa mitory Zanaka iray sady tokana, dia ny Tomponay Jesosy Kristy, ilay tanteraka amin'ny maha Andriamanitra azy, sy tanteraka amin'ny maha olombelona azy, Andriamanitra tokoa ary olona tokoa misy fanahy misaina sy vatana, mitovy maha izy azy amin'ny Ray araka ny maha Andriamanitra azy sy mitovy maha izy azy amintsika araka ny maha olombelona azy, manahaka antsika amin'ny lafiny rehetra afa-tsy amin'ny fahotana, nateraky ny Ray talohan'ny fotoana rehetra araka ny maha Andrimanitra azy, ary amin'ny andro farany izy tenany ilay (nateraka) ho antsika sy ho an'ny famonjena antsika avy amin'ny Maria Virjiny, Renin'Andriamanitra araka ny maha olombelona azy, Kristy iray sady tokana, Zanaky ny Tompo, izay hany nateraka, ekena fa manana
== Jereo koa: ==
Andalana faha-19:
* [[Kristolojia]]
* [[Trinite]]
*[[Natiora (teolojia)]]
|