Mpisorona jiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''mpisorona''' dia mpitondra fivavahana ao amin'ny fivavahan'ny [[Israelita]] fahiny sy ny [[Jiosy]] izay natokana hanatanteraka ny fanompoana ao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ka olona nofidina avy amin'ny [[fokon'i Levy]] taranak'i [[Aarona]] izy ireo raha hatao [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]] fa avy amin'ny fokon'i Levy tsy taranak'i Aarona kosa raha hatao mpisorona madinika. Izy ireo no misahana ny fanaovana sorona, ny fampianarana ny [[Lalàn'i Mosesy]] amin'ny vahoaka, ny fandaminana ny fotoam-pivavanana ao amin'ny Tempolin'i Jerosalema ary ny fitsofan-drano ny vahoaka. Rehefa rava ny [[Tempoly Faharoa]] sy i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] tamin'ny taona 70 taor. J.K. dia tsy nisy intsony ny mpisorona sy ny asam-pisoronana eo amin'ny fivavahana jiosy.
 
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe כהן / ''kohen'' ny mpisorona, ka ny mpoisoronabempisorombe dia atao hoe כהן גדול / ''kohen gadol.''
 
== I Levy sy ny fokon'i Levy ==