Fanekem-pinoana apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''Fanekem-pinoana apostolika''' na '''Fiekem-pinoana apostolika''' dia [[fanekem-pinoana]] ampiasain'ny [[Fiangonana katolika]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa]] ary ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]]. Fantantra amin'ny andian-teny hoe "'''Izaho mino'''" na ny teny hoe "'''Finoana'''" na '''Simbolin'ny Apostoly''' koa izy io.
 
== Tantaran'ny Fiekem-pinoana apostolika ==
Andalana faha-11:
 
==== Amin'ny fiteny grika ====
« <small>"Πιστεύω εἰς θεòν πατέρα, παντοκράτορα, ποιητὴν οὐρανοῦ καὶ γῆς.</small>
 
<small>Καὶ (εἰς) Ἰησοῦν Χριστòν, υἱὸν αὐτοῦ τòν μονογενῆ, τòν κύριον ἡμῶν,</small><small> τòν συλληφθέντα ἐκ πνεύματος ἁγίου, γεννηθέντα ἐκ Μαρίας τῆς παρθένου,</small><small> παθόντα ἐπὶ Ποντίου Πιλάτου, σταυρωθέντα, θανόντα, καὶ ταφέντα,</small><small> κατελθόντα εἰς τὰ κατώτατα, τῇ τρίτῃ ἡμέρᾳ ἀναστάντα ἀπò τῶν νεκρῶν,</small> <small>ἀνελθόντα εἰς τοὺς οὐρανούς, καθεζόμενον ἐν δεξιᾷ θεοῦ πατρὸς παντοδυνάμου,</small><small> ἐκεῖθεν ἐρχόμενον κρῖναι ζῶντας καὶ νεκρούς.</small>
 
<small>Πιστεύω εἰς τò πνεῦμα τò ἅγιον, ἁγίαν καθολικὴν ἐκκλησίαν, ἁγίων κοινωνίαν,</small><small> ἄφεσιν ἁμαρτιῶν, σαρκὸς ἀνάστασιν, ζωὴν αἰώνιον.</small> <small>Ἀμήν."</small>
 
<small>Ἀμήν. »</small>
 
Ity fanekem-pinoana amin'ny fiteny grika ity dia mbola ampiasain'ireo Fiangonana Ortodoksa any Atsinana
 
==== Amin'ny fiteny latina ====
« <small>"Credo in Deum, Patrem omnipotentem, Creatorem caeli et terrae.</small>
 
<small>Et in Iesum Christum, Filium eius unicum, Dominum nostrum: qui conceptus est de Spiritu Sancto, natus ex Maria Virgine, passus sub Pontio Pilato, crucifixus, mortuus, et sepultus, descendit ad inferos, tertia die resurrexit a mortuis, ascendit ad caelos, sedet ad dexteram Dei Patris omnipotentis, inde venturus est iudicare vivos et mortuos.</small>
 
<small>Credo in Spiritum Sanctum, sanctam Ecclesiam catholicam, sanctorum communionem, remissionem peccatorum, carnis resurrectionem, vitam aeternam.</small> <small>Amen."</small>
 
<small>Amen. »</small>
 
Ity fanekem-pinoana amin'ny fiteny latina ity no nampiasain'ny Fiangonana Katolika<small>,</small> indrindra talohan'ny Reformasiona, ary hatramin'izao ho an'ny Fiangonana ao Roma.
Ligne 37 ⟶ 33 :
Toy izao ny endrik'ilay fanekem-pinoana araka ny dikan-tenin'ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]]:
 
« <small>"Mino an’Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho;</small>
 
<small>A</small><small>ry mino an’i Jesosy Kristy, Zanaka lahy Tokana Tompontsika.</small> <small>Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virijiny,</small> <small>nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina,</small> <small>nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita,</small> <small>nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,</small> <small>niakatra ho any an-danitra,</small> <small>mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha,</small> <small>avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty.</small>
 
<small>Mino ny Fanahy Masina aho,</small> <small>ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao,</small> <small>ny fiombonan’ny olona masina,</small> <small>ny famelan-keloka,</small> <small>ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty</small> <small>ary ny fiainana mandrakizay.</small> <small>Amena. »"</small>
 
==== Dikan-tenin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara ====
Toy izao ny endrik'ilay fanekem-pinoana araka ny dikan-tenin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]]:
 
<small>"Mino an’Andriamanitra Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho,</small>
« <small>Mino an’Andriamanitra Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho, a</small><small>ry mino an’i Jeso</small><small>a</small> <small>Kristy, Zana</small><small>nil</small><small>ahy Tokana Tompontsika.</small> <small>Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, nateraky Maria Virijiny,</small> <small>nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina,</small> <small>nidina tany amin’ny fiainan-tsy hita,</small> <small>nitsangana tamin’ny andro fahatelo,</small> <small>niakatra ho any an-danitra,</small> <small>mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha,</small> <small>avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty.</small> <small>Mino ny Fanahy Masina aho,</small> <small>ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao,</small> <small>ny fiombonan’ny olona masina,</small> <small>ny famelan-keloka,</small> <small>ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty</small> <small>ary ny fiainana mandrakizay.</small> <small>Amena. »</small>
 
« <small>Mino an’Andriamanitra Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho, a</small><small>ry mino an’i Jeso</small><small>a</small> <small>Kristy, Zana</small><small>nil</small><small>ahy Tokana Tompontsika.</small> <small>Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, nateraky Maria Virijiny,</small> <small>nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina,</small> <small>nidina tany amin’ny fiainan-tsy hita,</small> <small>nitsangana tamin’ny andro fahatelo,</small> <small>niakatra ho any an-danitra,</small> <small>mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha,</small> <small>avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty.</small> <small>Mino ny Fanahy Masina aho,</small> <small>ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao,</small> <small>ny fiombonan’ny olona masina,</small> <small>ny famelan-keloka,</small> <small>ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty</small> <small>ary ny fiainana mandrakizay.</small> <small>Amena. »</small>
 
<small>Mino ny Fanahy Masina aho,</small> <small>ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao,</small> <small>ny fiombonan’ny olona masina,</small> <small>ny famelan-keloka,</small> <small>ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty</small> <small>ary ny fiainana mandrakizay.</small> <small>Amena."</small>
 
==== Dikan-ten'ny Eglizy Katolika Apostolika Romana eto Madagasikara ====
Toy izao ny endrik'ilay fanekem-pinoana araka ny dikan-tenin'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana]]:
 
<small>"Izaho mino an'Andriamanitraan’Andriamanitra, Ray Tsitohamahefa ny zavatra rehetra, nahary ny lanitra sy ny tany.</small>
<br />
 
<small>Izaho mino an’i Jesoa Kristy, Zanany tokana Tompontsika, noforonin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virijiny, nijaly faha Pontsy Pilaty, nofantsihina tamin’ny hazofijaliana, maty dia nalevina, nidina tany ambany tany; nitsangan-kovelona tamin’ny andro fahatelo; niakatra any an-danitra, mipetraka eo an-kavanan’Andriamanitra Ray mahefa ny zavatra rehetra, avy any Izy mbola ho avy, hitsara ny velona sy ny maty.</small>
==== Fiekem-pinoana apostolika ao amin'ny FFKM ====
"Izaho mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha, nahary ny lanitra sy ny tany.
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Eglizy masina manerana ny tany, ny fiombonan’ny olomasina, ny fanalana ny ota, ny hitsanganan’ny vatantsika ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amen."</small>
Izaho mino an'i Jesoa-Kristy, Zananilahy Tokana Tompontsika Izay notorontoronina tamin'ny Fanahy Masina, naterak'i Maria Virjina, nijaly tamin'ny andron'i Pontio Pilato, nohomboana tamin'ny hazofijaliana, maty dia nalevina
 
==== Fiekem-pinoana apostolika ao amin'ny FFKM ====
<small>"Izaho mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha, nahary ny lanitra sy ny tany.</small>
 
<small>Izaho mino an'i Jesoa-Kristy, Zananilahy Tokana Tompontsika Izay notorontoronina tamin'ny Fanahy Masina, naterak'i Maria Virjina, nijaly tamin'ny andron'i Pontio Pilato, nohomboana tamin'ny hazofijaliana, maty dia nalevina, nidina tamin'ny toeran'ny maty, nitsangana velona tamin'ny andro fahatelo, niakatra any an-danitra, mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra Ray Tsitoha, ary ho avy hitsara ny velona sy ny maty.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina manerana izao rehetra izao, ny fiombonan'ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan'ny vatana ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amena."</small>
== Fandraisan'ny fiangonana tsirairay azy ==
 
=== Ny fiangonana tandrefana ===
Ny Fanekem-pinoana apostolika dia ampiasain'ny ankamaroan'ny Fiangonana Tandrefana toy ny [[Katolisisma|Katolika]]<small>,</small> ny [[Loteranisma|Loterana]]<small>,</small> ny [[Anglikanisma|Anglikana]]<small>,</small> ny [[Fiangonana nohavaozina|Presbiteriana]] (na Nohavaozina)<small>,</small> ny [[Metodisma|Metodista]] ary ny [[Fiangonana kongregasionalista|Kongregasionalista]]. Ny an'ny Metodista dia nanaisotra ny hoe "nidina tany amin'ny fiainan-tsy hita".
 
Amin'izao fotoana izao dia ekena fa nivoatra amin'ny maha fiekem-pinoana momba ny batemy na batisa azy io fiekem-pinoana io. Misy fanovan'io fiekem-pinoana io maro hita tao amin'ny soratr'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] toa an'i [[Ireneo avy any Logdanoma|Ireneo]] (latina: ''Irenaeus'') sy i [[Tertoliano]] (latina: ''Tertullianus''), izay iantsoana ireo fiekem-pinoana ireo hoe "fitsipi-pinoana". Tamin'ny taonjato faha-8 dia nisy fiekem-pinoana sahala amin'ny apostolika tao amin'ny soratr'i Md Pirmino (latina: ''Pirminius'').