Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-23:
== Famintinana ==
 
Manolotra fampianarana sy fampiharana ny fivavahana kristiana eo amin'ny fiainana andavanandro io epistily io. Ny Kristiana dia entaniny mba hikatsaka sy hifidy ny faharetana, izay "fahendrena avy any ambony" (Jak. 3.17), ny fanetren-tena sy ny "fivavaky ny finoana" (Jak. 5.15). Ilaina izany satria ny harem-be sy ny fiteny feno fireharehana ary ny fialonana sy fifampiandaniana (Jak. 3.14) dia mitondra mankany amin'ny faharatsiana. Ny finoana kristiana dia ahafahan'ny Kristiana manohitra ny [[fakam-panahy]] na dia izay farany mafy aza. Nefa izany finoana izany dia tokony hosedraina tsy ankijanona, satria ny finoana tsy misy asa dia maty finoana maty (Jak. 2.17).
 
Ny maha zava-dehibe io taratasy io dia izy mifantoka amin'ny zavatra azo ampiharina amin'ny fiainanana avy hatrany sady tsy very lanja amin'ny fotoana rehetra ny fananarany.