Ptôlemaiôsy X: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona tamin'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ptolemy X Alexander I Louvre Ma970.jpg|vignette|Sarivongan'i Ptolemaiosy X Aleksandra]]
I '''Ptolemaiosy X''' na '''Ptolemaiosy X Aleksandra I Filometora''' dia mpanjakan'i Egipta izay nanapaka tamin'ny taona 107 tal. J.K. hatramin'ny taona 88 tal. J.K. Isan'ny [[dinastia lagida]] izy. Rehefa avy nampamony ny reniny izy dia niara-nanjaka tamin'i Berenike <abbr>III</abbr> Kleopatra Filopatora vadiny. Zanaka lahy faharoan'i [[Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona]] sy i Kleopatra III Evergetesy Filometora izy. Tsy fantatra ny daty nahaterahany, nefa mety teo anelanelan'ny taona 140 sy 139 tal. J.K. Maty tamin'ny taona 88 tal. J.K. izy. Amin'ny teny grika dia atao hoe ''Πτολεμαῖος Ἀλέξανδρος'' / ''Ptolemaĩos Aléxandros.''
 
== Jereo koa ==
 
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - Ptolemaiosy XII - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - Ptolemaiosy XIII - [[Ptolemaiosy XIV]] - Ptolemaiosy XV.