Seleokosy II Kalinikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanamarihana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-4:
Tsy afaka nisakana an'ny [[farao]] Ptolemeosy III izay nitsofoka tao Siria sy i [[Mesopotamia]] i Seleokosy II nandritra ny ady fahatelo tao Siria izay naharitra hatramin'ny taona 246 tal. J.K. ka hatramin'ny taona 241 tal. J.K. Nomeny fahaleovan-tena ny Baktriana<ref><small>Ny Baktriana dia vahoaka tao Baktria (grika: ''Βακτριανὴ'' / ''Baktrianê''), faritra misabaka eo anelanelan'i Afganistàna sy i Tadjikistàna ary i Ozbekistàna.</small></ref> sy ny Partiana (na Parta)<ref><small>Ny Partiana na Parta dia vahoaka empiran'i Partia izay nanana ny renivohitny tao amin'ny faritra avaratra atsinanan'i [[Iràna]] ankehitriny, tsy voafetran'io faritra io ilay empira fa nihoatra azy lavitra.</small> <br /></ref> tao atsinanana ary lasan'ny rahalahiny Antiokosy Hieraksa ny taniny tany [[Azia Minora]].
 
Maro ny korontana izay tsy maintsy nalaminy ka isan'izany ny tany amin'ny faritra andrefana izay nisakana azy tsy hanohy ny fanitarany ny fanjakany. Nampamonoiny ny vadiny Stratonike II izay nikononkonona ny hamono azy. Nianjera avy eny ambony soavaly izy tamin'ny taona 226 tal J.K. ka maty ary ny zanany [[Seleokosy III Sotera|Seleokosy III]] no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Seleokosy I Nikatora]], i [[Antiokosy I Sotera]], i [[Antiokosy II Teosy]], i [[Seleokosy II Kalinikosy]], i [[Antiokosy III Megasy]] ary i [[Antiokosy IV Epifanesy]].
 
== Loharano sy fanamarihana ==