Efesôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Efesosy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Artemis of Ephesus.jpg|vignette|Sarivongan'i Artemisy tao Efeso.]]
I '''Efesosy''' na '''Efeso''' na '''Efezy''' dia iray amin'ireo tanana tranainy indrindra sy nanana ny maha izy azy amin'ireo tanan-dehibe grika tany Asia[[Azia Minora]], ka izy no tanàna voalohany tao Ionia. Atao hoe ''Ἔφεσος'' / ''Éphesos'' izy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa ''Ephesus'' kosa amin'ny [[teny latina]] ary ''Apaša'' amin'ny [[Fiteny hitita|teny hitita]] (na heteana).
 
Na dia any amin'ny fito kilometatra any an-tanety miala avy amin'ny sisin-dranomasina, eo akaikin'ny tanànan'i Selçuk sy Kuşadası ao amin'ny tapany andefan'i [[Torkia]] ankehitriny, aza ny sisam-paharavan'i EfesoEfesosy dia isan'ireo seranan-tsambo lehibe tao amin'ny [[Ranomasina Egea]] (grika: ''Αιγαίο Πέλαγος'' / ''Aigaio pélagos'') izy; tao akaikin'ny fivarinan'ny ony anatoliana atao hoe KaistraKaistrosy (grika: ''Κάϋστρος'' / ''Kaustros'') izy.
 
Ilay fitoerana masina atao hoe ArtemisioArtemisiosy, izay natokana ho an'ny andriamanitra [[Artemisy]] (grika: Ἄρτεμις / ''Ártemis'') mpiahy ny tanàna, dia isan'ireo Zava-mahagaga Fito eto amin'izao tontolo izao sady isan'ireo nampalaza an'i EfesoEfesosy, ary tao amoron-drano no nisy azy.
 
Vokatry ny tany nentin'ny onin'i KaistraKaistrosy sy ny fiovaovan'ny toetany ary angamba ny [[horohorontany]] no nahatonga ny fikisahan'ny morontsiraka any andrefana sy ny fanotoran'ny fasika ny serana-tsambon'ilay tanàna ka nahatonga ny fandaozana ny tanànaazy holasa haolo.