Bokin' i Ezekiela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanaisotra zavatra mibahana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
Mpisorona tao Jerosalema i [[Ezekiela]]. Nentina natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilonia]] koa izy niaraka tamin’ireo [[Jiosy]] hafa avy any Joda tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i Dariosy Lehibe mpanjakan’i [[Persia]] tany amin’ny taonjato faha-6 tal. J.K.
[[Sary:Visionary Ezekiel Temple.jpg|vignette|255x255px|''Ny kisarin'ny Tempoly,'' nataon'i Charles Chipiez, taonjato faha-19.]]
Nofidin’Andriamanitra ho mpaminany ho an’ireo babo tany [[Babilona]] sy ireo sisa tavela tao Jerosalema izy. Nanomboka tokony ho tamin’ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] sady nifarana tamin’ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany. Ataon’Andriamanitra hoe "[[Zanak'Olona|zanak’olona]]" i Ezekiela.
 
=== Ny mpanoratra ny boky ===
Ny [[lovantsofina]] dia manao an’i Zakaria ho nanoratra ny Bokin’i Zakaria. Nefa ny mpikaroka momba ny Baiboly sasany dia milaza fa tsy olon-tokana no nanoratra io boky io fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa. I Pohlmann<ref><small>K.-F Pohlmann, ''Ezechielstudien. Zur Redaktionsgeschichte des Buches und zur Frage nach den ältesten Texten'' (BZAV 202), Berlin/New-York, 1992.</small></ref> dia milaza fa ny toko voalohany hatramin’ny faha-33 dia nosoratan’ilay mpaminany fa ny faha-34 hatramin’ny 48 dia soratra fanatevenana taty aoriana natao tao Babilona<ref><small>''Introduction à l'Ancien Testament'' - Textes édités par Thomas Römer, Jean-Daniel Macchi et Christophe Nihan - Éditions du Cerf - (ISBN 2-830-91112-1)</small></ref>.
 
== Ny firafitry ny boky ==
Andalana faha-27:
=== Ireo lohahevi-dehiben’ny boky ===
 
* Ny fahitana ny amin’ny kalesin’Andriamanitra[[kalesin'Andriamanitra]];
* Faminaniana manameloka an’i Jerosalema;
* Faminaniana manameloka ireo firenena hafa;
* Ny amin’i [[Goga sy Magoga|Goga sy i Magoga]];
* Ilay Lohasahan'ny taolam-paty;
* Ny fahitana momba ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]].
 
== Jereo koa : ==