Môrdekay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Pieter Pietersz. Lastman - The Triumph of Mordechai.jpg|vignette|395x395px|''Ny fandresen'i Môrdekay'', sary nataon'i Pieter Lastman tamin'ny taona 1624.]]
 
 
I '''Môrdekay''' na '''Mârdôkea''' dia olona resahina ao amin'ny [[Bokin'i Estera]], rahalahin-drain'i [[Estera (ao amin'ny Baiboly)|Estera]] na zanaky ny mpirahalahy amin-drainy, zanak'i Jairo avy amin'ny [[fokon'i Benjamina]]. Atao hoe מָרְדְּכַי / ''Mordĕkay'' izy amin'ny [[teny hebreo]] fa ''Μαρδοχαῖος / Mardokhaîos'' kosa amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]]. I Mordekay dia isan'ny taranaka fahefatry ny [[Jiosy]] (Jodeana) natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilona]] tamin'ny andron'i [[Nebokadnezara]] (na Nabokôdônôzôra).