Doalhija: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Volana silamo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Doalhija''' dia [[Volana (fotoana)|volana]] faharoa ambin'ny folo ao amin'ny [[tetiandro miozolmana]]. Ny fanaovana [[fivahiniana masina]] (arabo: حَجّ / hajj) any amin'ny tanànan'i Maka mandritra ny folo andro voaohany no mpanamarika io volana io. Iray amin'ireo volana masina efatra ny Doalhija, ka ny efatra hafa dia ny [[Moharamo]] sy ny [[Rajabo]] ary ny [[Doalkida]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Finoana silamo]]