Abidy foinikiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Phoenician alphabet.svg|vignette|288x288px|Abidy fenisiana]]
Ny '''abidy foinikiana''' na '''abidy foenikiana''' na '''abidy fenisiana''', izay antsoina hoe '''abidy protokananeana''' koa, dia [[abidy]] tsy ahitana [[zanatsoratra]] fa [[abjady]]. Nampiasaina tamin'ny fanoratana ireo fiteny tao amin'ny faritr'i [[Kanaana]], indrindra ny [[fiteny foinikiana]] (na fenisiana) izay [[fiteny semitika]] nampiasana tamin'ny kolontsaina [[fenisiana]]. Na dia tsy ahitana zanatsoratra aza io abidy io dia misy ihany litera nanoratana [[zanapeo]] taty aoriana, izany fomba izany no atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''mater lectionis.''