Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Fiavian'ilay anarana ==
[[Sary:Symbole du signe astrologique des poissons.png|vignette|156x156px134x134px|Sary maneho ny Alohotsy]]
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.''
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Pisces'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Poissons''. Amin'ny [[Fiteny soahily|fiteny soahily]] dia atao hoe ''Hutu'' na ''Samaki'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Hut'' na ''Ikan'' ihany koa izy.
[[Sary:Pisces_constellation_map-fr.png|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Pisces_constellation_map-fr.png|vignette|151x151px|Antokon-kintan'ny Alohotsy]]
 
'''== Ny antokon-kintana Alohotsy sy ny zodiaka''' ==
 
Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ny antokon-kintana [[Alohotsy (antokon-kintana)|Alohotsy]] dia amin'ny 12 Marsa hatramin'ny 18 Avrily. Eo amin'ny 15 Marsa hatramin'ny 14 Avrily ny fari-potoan'ny Alohotsy ao amin'ny [[zodiakan-kintana]] fa amin'ny 20 Febroary hatramin'ny 20 Marsa kosa izany ao amin'ny [[zodiaka mikisaka]]. Tsy mifanaraka amin'ireo ny fanandroana malagasy noho izy miandry tsinam-bolana.