Ranomasina Egea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Ranomasina
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Aegeansea.jpg|vignette|271x271px|Sary an-tsatelitan'ny Ranomasina Egea]]
Ny '''Ranomasina Egea''' dia [[ranomasina]] anaty tany ao amin'ny lembalemba mediteraneana eo anelanelan'i [[Eoropa]] sy [[Gresy]] ao andrefana, sy i [[Azia]] sy i [[Torkia]] ao atsinanana. Mivelatra hatrany amin'ny morontsiraka traka sy ny andilan-tanin'i Dardanela ao avaratra hatrany Kreta ao atsimo izy. Atao hoe ''Αιγαίο Πέλαγος'' / ''Aigaio Pélagos i''zy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]].