Bokin' i Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing Bonnat02.jpg with File:Léon_Bonnat_-_Job.jpg (by CommonsDelinker because: File renamed: Criterion 2 (meaningless or ambiguous name)).
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
[[Sary:Job and his friends.jpg|vignette|''I Joba sy ireo sakaizany,'' nataon'i Ilya Repin'','' taona 1869.|264x264px]]
Ao amin'ity tantara mampalahelo ity dia niampanga an'i Joba teo anatrehan'Andriamanitra i Satana sady nilaza fa i Joba dia tsy hanompo an'Andriamanitra raha niaina tao anaty fahoriana. Noporofoin'Andriamanitra amin'i Satana àry fa i Joba mpanompony dia tsy hiala aminy, na dia ao anaty fahoriana aza. Navelan'Andriamanitra ny [[devoly]] mba hampahory an'i Joba. Nanana sakaiza telolahy i Joba izay niady hevitra taminy ny amin'ny antony niavian'izao fahoriana mahazo azy izao. Namaly azy ireo tsirairay i Joba. Tamin'ny farany i [[Eliho]] izay tsy isan'ireo telo ireo no nahalala ny tena anton'izao fitsapana izao. Amin'ny farany ny boky dia mitatitra ny lahateny nataon'Andriamanitra ka tonga teo amin'ny alitaram-panaovam-panatitra dorana i Joba sy ireo namany niaiky ny fahadisoan-keviny. Namerina amin'ny laoniny ny fiainan'i Joba sy nanome azy ankohonana vaovao indray Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizaràn'ny boky ==