Fedrà: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny [[fedrà|'''fedrà''']] dia tantara na hevitra foronin'ny saina ho enti-manazava ny zava-mitranga eto amin'izao tontolo izao na eo amin'ny fiarahamonina ary indrindra natao hanorenana ny fanao eo amin'ny fiarahamonina araka ny anjara toeran'ny soatoavina fototra ao amin'ny fiarahamonina mitady ny fiombonana<ref><small>Alain
Hoy Razafintsalama raha miresaka ny amin' ny fedrà: "''ny fedrà dia tsy mikendry ny hitantara zava-nitranga tamin'ny toerana na vanim-potoana azo faritana'', fa ''maneho an'ohatra fa nisy hatrizay, mbola misy ary hisy hatrany ny fototra tsy azo hozongozonina iorenan'ny maha-olona ny olona, ny maha-lehilahy ny lehilahy ary ny maha-vehivavy ny vehivavy''; toraka izany ''ny fototra iorenan'ny rafi-piaraha-monina sy ny fomba vaventy iakinan'ny fifandraisana mirindra eo amin'ny mpiara-belona''. Izany hoe, karazana ''teolojia ntaolo ny fedrà''"
== Ny teny hoe ''fedrà'' sy ny mitovy hevitra aminy ==
Matetika dia mifandray amin'ny fivavahana ny fedrà ka mahatonga ny mpanoratra amin'ny teny malagasy sasany, indrindra ny teolojiana, hampiasa ny andian-teny hoe ''[[Fedrà|angano masina]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pinoana]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pivavahana]]'' na dia tsy voatery ho momba ny fivavahana na ny finoana ny fedrà fa mety hikasika ny fiarahamonina na ny fitondram-panjakana na zavatra hafa izay tsy ahitana fahamasinana.
Araka an'i Jacques Faublée, izay nanangona tantara tany amin'ny faritry ny Malagasy bara dia "tantaram-piandohana" no hevitry ny teny hoe ''fedrà'' (4)<ref><small>Faublée, Jacques, ''Récits bara'', Institut d'Ethnologie, Musée de l'Homme, 1947, p. 14.</small></ref>.
== Jereo koa: ==
|