Jôasy (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Joasy''' na '''Joasa''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] teo anelanelan'ny taona 798 sy 782 tal. J.K. I Joasy dia zanaky ny mpanjakan'i Israely [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] na Joakaza sady mpandimby azy teo amin'ny fanjakana. Nanjaka nandritra ny 16 taona eo ho eo izy ka ny zanany atao hoe [[Jeroboama II]] no nandimby azy. Tsy tokony hafangaro amin'i [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] na [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasa]] mpanjakan'i [[Fanjakanmpanjakan'i Jodà|Jodà]], izay nitovitovy vanim-potoana niainana taminy, i Joasy na Joasa mpanjakan'i Israely.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' na יוֹאָשׁ ''Yôʾāsh'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]], fa ''᾿Ιωὰς'' / ''Ioàs'' kosa amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Ioas'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' dia midika hoe "nomen'i Iahveh" "nomen'ny Tompo".