Bokin' i Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa zavatra mibahana
Andalana faha-6:
=== Ny mpanoratra ===
Heverin’ny maro fa ny mpaminany [[Amosa]] na [[Amosa|Amôsy]] no nanoratra ny Bokin’i Amosa. Nefa manalasala ny hilazana fa izy irery ihany no nanoratra azy manontolo noho ny fisian’ny andalan-dahatsoratra sasany izay tsy milahatra ara-potoana tsara sy ny fisian’ireo andalana fankalazana an’Andriamanitra (4.13; 5.8-9; 9.5-6) izay mety natovana taty aoriana mba handrindrana ny famakiana ny boky amin’ny fanompoam-pivavahana taty aoriana.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny fotoana nanoratana ===