Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiainan-tsy hita''' na '''helo''' dia toerana itoeran'ny olona na ny zava-manana aina hafa aorian'ny fahafatesana. Amin'ny heviny mifintina dia toarana anasaziana mandrakizay ny olona voaozona ny fiainan-tsy hita.
 
Ny foto-pampianarana sy ny tenim-pinoana momba ny fisian'ny fiainan-tsy hita dia nateraky ny foto-kevitra mitaky ny fanamarinana ny fahamarinan'Andriamanitra amin'ny fitsarana, izay misy ifandraisany amin'ny fahatsapan'ny olona ny fisian'ny asa sy toetra ratsy izay tsy ampy sazy nandritra ny fiainan'izay nanatanteraka izany asa ratsy izany na nanana izany toetra ratsy izany.
Andalana faha-6:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''fiainan-tsy hita'' dia nandikana ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''infernus'' izay midika ara-bakiteny hoe "izay ao ambany". Ny teny hoe ''helo'' kosa dia fanagasiana ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] hoe ''hell'' izay mitovy dika amin'ny teny latina hoe ''infernus''.
 
== Jereo koa ==