Fanjakan' i Hadesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''Fanjakan'i Hadesy''' na '''Hadesy''', ao amin'ny fedrà grika, dia ny fanjakan'ny maty. Toerana any ambanin'ny tany izany izay anjakan'ilay Andriamanitra… »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Fanjakan'i Hadesy''' na '''Hadesy''', ao amin'ny [[fedrà]] grika, dia ny fanjakan'ny maty. Toerana any ambanin'ny tany izany izay anjakan'ilay [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] atao hoe ''Hadesy'', ka izany no ilazana izany toerana izany hoe "fanjakan'i Hadesy". Ny Hadesy ao amin' ny fedrà grika dia tsy mitovy amin'ny an'ny fivavahana kristiana.
 
Amin'ny teny grika dia ᾍδης / ''Hádēs'' na Ἅιδης / ''Háidēs.'' Ny Romana dia manao amin'ny teny latina ny Hadesy hoe ''Inferni'', izay matetika adika amin'ny teny malagasy hoe ''[[fiainan-tsy hita]]''.