Ranomasina Mediteranea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Mediterranean Sea surface.jpg|thumb|348x348px|ankavanana|Ny tôpôlôjian'ny ranomasina Mediteranea]]
 
Ny '''Ranomasina Mediteranea''' dia ranomasina any atsimo andrefan'i [[Eorazia]], ary [[ranomasina]] any avaratr'i Afrika. Ny halavany avy any andrefana hatrany atsinanana dia misy 4 000 km kilometatra, ary 1 800 km ny halalany.
 
Ny ranomasina Mediteranea dia manasaraka ny kontinenta [[Afrika|Afrikanina]] sy ny kontinenta [[Eoropa|Eoropeanina]]. Ny andilan-tanin'i Suez fotsiny ny tany ifandraisan'i Afrika sy ny kontinenta Eorazianina. Ny andilan-drfanomasin'i Gibraltar dia manasaraka an'i [[Espaina]] sy i Afrika Avaratra, 14 kilometatra monja ny halaviran'i Afrika avaratra sy i [[Eoropa Andrefana]].