Joany Hirkano II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Hyrcanus II.jpg|vignette|279x279px]]
I '''Joany Hirkano II''' dia mpanjakan'i [[Jodea]] (na Jodia) tamin'ny taona 67 tal. J.K. hatramin'ny taona 63 tal. J.K., zanaka lahin'i [[Salome Aleksandra]] sy [[Aleksandro Janeo]]. Tamin'ny taona 76 tal. J.K. i Joany Hirkano II dia notendren-dreniny ho mpisoronabe sy andrian'i [[Jodea]] (na Jodia). Lasa mpanjaka izy tamin'ny fahafatesan-dreniny. I [[Aristobolo II]] anefa naka an-keriny ny fitondrana ka nanery an'i Hirkano II hanaiky ny fifanarahana izay nametraka an'i Aristobolo II hitana ny fahefana ara-politika fa i Hirkano II kosa ny fahefana ara-pivavahana.