Mpisorona jiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe כהן / ''kohen'' ny mpisorona, ka ny mpoisoronabe dia atao hoe כהן גדול / ''kohen gadol.''
 
== I Levy sy ny fokon'i Levy ==
I [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]] no raibe mpanorina ny fokon'i Levy. Zanaka lahy fahatelon'i [[Jakoba]] izy. I Lea no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). I Levy no rain'i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an'i Miriama sy i [[Mosesy]] ary i Arona tamin’i Amrama (zafin'i Levy).
 
Tsy nanana anjara tany ho azy manokana ny Levita fa niparitaka tamin’ny tanana miisa 48 miaraka amin’ireo foko sisa ao amin’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]]. Tsy nanao afa-tsy ny asa fanompoana ao amin'ny Tempoly izy ireo. Noho izany dia nanome ny ampahafolon-karenany azy ny sisa amin'ny Israelita mba hivelomany sy hanamboarana na hanarenana ny Tempoly.