Adara (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Adara''' dia volana faha-12 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fah-6 kosa ivelan'ny fivavahana amin'ny taona misy roa ambin'ny folo volana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe אֲדָר / ''Adar'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Febroary sy Marsa ka misy 29 andro.
 
Raha ilaina ny hanampy iray volana, amin'ny taona misy telo ambin'ny folo volana, dia ampiana ny volana Adara I (hebreo: 'אֲדָר ב / ''Adar Alep''), izay apetraka ao aorian'ny [[Sevata (volana hebreo)|Sevata]] sady misy 30 andro, ny Adara II (hebreo: אדר א / ''Adar Bet'') izay misy 29 andro. Ny Adara III izany dia mikisaka ho volana faha-13.
 
== Jereo koa ==