Nazôreana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''Nazoreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana jiosy mesianika tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity von… »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Aogositra 2019 à 12:31

Ny Nazoreana na Nazareana dia vondrona ara-pivavanana jiosy mesianika tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i Jesosy ho Mesia nefa manaja ny lalàm-pivavanan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe Ναζωραῖος / Nazôraios izy ireo amin'ny teny grika fa נוצרים / Notzrim amin'ny teny hebreo.