Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-6:
 
=== Ny sonisma ===
Ny [[sonisma]] no sampana lehibe indrindra ao amin'ny finoana silamo izay ahitana ny 90%n'ny mpino silamo maneran-tany. Iray amin'ny sampana telo lehiben'ny finoana silamo ny sonisma. Miavaka amin'ireo sampana hafa ireo ny sonisma noho ny fomba fiheverany ny fivavahana. Matetika dia lazaina ho "Miozolmana ortodoksa" ny Sonita.
 
=== Ny shiisma ===
Ny [[shiisma]] dia sampan'ny finoana silamo izay manaiky fa i Ali sy ny taranany no mpandimby an'i Mohamady. Ny Shiita dia 10% hatramin'ny 15%n'ny vakoaka miozolmana maneran-tany, ka ny ankamaroany dia monina ao [[Iràna]] sy [[Iràka]] ary ao Bareina. Shiita dia manana mpitondra fivavahana ahitana ambaratongam-pitondrana.
 
=== Ny karijisma ===
Ny karijhisma[[karijisma]] dia sampan'ny finoana silamo izay teraka tamin'ny fanelanelanana natao tamin'i Ali sy i Mu'awiya raha avy nidyniady tao Siffin izy ireo tamin'ny taona 657. Atao hoe Karijita ny mpino silamo ao aminy.
 
== Jereo koa ==