Fiteny hamitô-semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Hamito-Semitic languages.jpg|vignette|382x382px|Sarintany maneho ny fiteny hamito-semitika mbola tenenina amin'izao fotoana izao. Ny faritra miteny semitika dia miloko volon-daoranjy.]]
Ny '''fiteny hamito-semitika''', izay atao hoe koa '''fiteny afro-aziatika''', dia fianakaviam-piteny tenenina indrindra ao Afrika Avaratra, ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]], ao [[Atsinanana Afovoany]], ao amin'ny faritr'i [[Sahara]] ary ao amin'ny ampahany amin'ny faritr'i [[Sahely]]. Miisa 350 any ho any ny fiteny ao amin'io fianakaviam-piteny io ary miisa 410.000.000 ny mpiteny azy. Fahefatra io fianakaviam-piteny io raha ny isan'ny mpiteny no heverina, ka ny eo alohany araka ny filaharany avy dia ireo [[fiteny indo-eoropeana]], ireo [[fiteny sino-tibetana]] ary ireo [[fiteny nizero-kongoley]]. Ny fiteny hamito-semitika dia misampana enina, dia ny [[Fiteny berbera|sampam-piteny berbera]], ny [[Fiteny kositika|sampam-piteny kositika]], ny [[Fiteny semitika|sampam-piteny semitika]], ny [[Fiteny egiptiana|sampam-piteny egiptiana]], ny [[Fiteny tsadika|sampam-piteny tsadika]], ary ny [[Fiteny omotika|sampam-piteny omotika]].