Epistily faharoa nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-3:
== Ny anaran'ny boky ==
''Δεύτερη Επιστολή Ιωάννη'' / ''Deuterê Epistolê Iôannê'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula II Ioannis'' kosa amin'ny teny latina.
 
== Fanoratana ny epistily ==
Ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]'ny Fiangonana dia manao ny epistily telo mitondra ny anaran'i Joany ho nosoratan'i [[Joany evanjelista|Joany Evanjelista]]. Ankehitriny anefa dia maro ny ady hevitra ny amin'ny fahamarinan'izany lovantsofina izany. Misy anefa ny manampahaizana izay milaza fa ny Epistily faharoan'i Joany dia soratr'olona hafa izay mety ho ilay "Loholona" (na "Antidahy"), atao hoe Joany (na Jaona) koa, resahina ao amin'ny Epistily faharoa (2Joa. 1.1) sy ao amin'ny [[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona|Epistily fahatelo]] (3Joa. 1.1). Ny ankamaroan'ny mpikaroka dia mihevitra fa ilay Joany Loholona no nanoratra ny epistily telo amin'ny anaran'i Joany.
 
== Jereo koa ==