Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Epistily nosoratan'i Jakoba|'''Epistily''' '''nosoratan'i''' '''Jakoba''']] na [[Epistily nosoratan'i Jakoba|'''Epistola''' '''nosoratan'i''' '''Masindahy''' '''Jakoba''']] na [[Epistily nosoratan'i Jakoba|'''Taratasy''' '''nosoratan'i''' '''Masindahy''' '''Jakoba''']] dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe [[epistily]]. Mitonon-tena ho i Jakoba ny mpanoratra azy ary nosoratany "ho an'ny [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folo]]" izany. Isan'ireo atao hoe [[Epistily katolika]] io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 49 sy 132 no nanoratana azy. Tamin'ny taonjato faha-2 vao nekena ho isan'ny [[Kanonan'ny Baiboly|kanonan'ny Baiboly kristiana]] tanteraka ny Epistilin'i Jakoba na dia efa nampiasain'ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana ankapobeny aza izy talohan'izany fotoana izany.
 
== Ny anaran'ny boky ==