Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-14:
==== Ny mpanoratra ====
Na ny anaran'ny mpanoratra na ny anaran'i [[Joany apostoly|Jaona]] apostoly, izay mpianatra manana ny maha izy azy ao amin'ireo [[Evanjely sinoptika]] sy ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly|Asan'ny Apostoly,]] dia tsy voaresaka ao amin'ity Evanjely fahefatra ity. Any amin'ny famaranan-teny (toko faha-21) ny mpanoratra vao miresaka ny amin'ilay "mpianatra tiana indrindra" izay lazain'ny [[lovantsofina]] fa nanoratra ilay Evanjely<ref><small>Jean Zumstein, ''L'Évangile selon Jean'', in Daniel Marguerat (dir.), ''Introduction au Nouveau Testament : Son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 386.</small></ref>. Tamin'ny taonjato faha-2 dia niely ny filazana ny Evanjely fahefatra izay natao hoe "Evanjely
==== Ny fotoana sy ny toerana nanoratana ====
|