Pseodepigrafa (Testamenta Vaovao): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-3:
== Ny Episty lazaina fa nosoratan'i Paoly ==
 
=== FahamarinanEpistily tena nosoratan'nyi filazanaPaoly ===
Ny telo ambin'ny folo amin'ny [[Epistilin'i Paoly]] dia voalaza mazava fa nosoratan'i [[Paoly avy any Tarsisy]], nefa ny fito fotrsiny amin'ireo no heverina fa tena nosoratany tokoa araka ny fifanarahan'ny mpahay tantara, izany hoe, "nataon'ilay apostoly sora-tononona sy nalefan'ny tenany manokana" (2), dia ny [[Epistily ho an'ny Romana]], ny [[Epistily voalohany ho an'ny Korintiana]], ny [[Epistily faharoa ho an'ny Korintiana]], ny [[Epistily ho an'ny Galatiana]], ny [[Epistily ho an'ny Filipiana]], ny [[Epistily voalohany ho an'i Timoty]], ary ny [[Epistily ho an'i Filemona]], izay ataon'ny manampahaizana hoe "proto-paoliniana" (2). Heverina fa soratry ny mpianatr'i Paoly ireo epistily miisa enina amin'ny anaran'i Paoly nefa tsy nosoratany, izay manaraka ny fampianarany sy eo ambany fahefany (2).
 
=== Epistily pseodepigrafa ===
Ny enina amin'ireo epistily amin'ny anaran'i Paoly dia heverina fa pseodepigrafa (2).
 
* Ny "epistily deotero-paoliniana", izay nosoratan'olona akaiky an'i Paoly, dia soratry ny mpianany taranaka voalohany:
** Epistily ho an'ny Kolosiana, izay nosoratana tokony ho tamin'ny taona 80 tao Roma (3,4);
** Epistily ho an'ny Efesiana, izay nosoratana tokony ho tamin'ny taona 90 (5);
** Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana.
* Ny epistily pastoraly na "epistily trito-paoliniana" telo, izay voasoratry ny mpianany taty aoriana (6):
** Epistily voalohany ho an'i Timoty, izay voasoratra tokony ho tamin'ny faran'ny taonjato voalohany (7);
** Epistily faharoa ho an'i Timoty, izay voasoratra tamin'ny faran'ny taonjato voalohany (8);
** Epistily ho an'i Titosy, izay voasoratra tamin'ny faran'ny taonjato voalohany (9).