Jiosy igbô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Foko
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Jolay 2019 à 07:40

Ny Jiosy igbo ao Nizeria dia milaza ny tenany fa avy amin'ny fokon'i Efraima sy ny fokon'i Naftaly sy ny fokon'i Manase sy ny fokon'i Levy sy ny fokon'i Zebolona ary ny fokon'i Gada. Izany petrakevitra izany anefa tsy voamarin'ny fandinihana tsara ny tantara. Ny mpahay tantara dia nandinika lny literatiora ara-tantaran'i Afrika Andrefana tamin'ny vanimpotoan'ny fanjanahantany sady nno izay hampazava tsara ny anjara asa sahanin'ny petrakevitra ho an'ireo olona nanoratra izany [36] [37].