Boky Ezra-Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Fisarahan'ilay boky ho roa ==
Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin’ny andron’i [[Origenesy]] tamin’ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin’ny Baibolin’ny Kristiana eoropeana tandrefana ka nanaraka izany koa i [[Jerôma avy any Stridona|Hieronimo]] (na Jerôma) tao amin’ny fandikan-teny latina nataony, dia ny [[Volgata]] (latina : ''Vulgata'')<ref name=":0" /> izay nanome anarana ny voalohany hoe ''Esdrasa I'' sy ny faharoa hoe ''Esdrasa II''. Tamin’ny [[Andro Antenantenany]] vao nisaraka ireo boky ireo tao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo)<ref><small>Dillard, Raymond B.; Longman, Tremper (January 1994). ''An Introduction to the Old Testament.'' Grand Rapids, MI: Zondervan. p. 180. ISBN 978-0-310-43250-0. LCCN 2006005249. OCLC 31046001. Nojerena tamin'ny 24/02/2012.</small></ref>.
 
Loharano lehibe amin’ny fahalalana ny tantaran’ny [[Jiosy]] taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|sesitany]] ny Bokin’i Ezra sy ny Bokin’i Nehemia.