Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-56:
 
==== Lanjan’ny boky ho an’ny Ortodoksa Teoahedo ====
Amin’ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo]] ([[Fiangonana ortodoksa etiopiana|Etiopiana]] sy [[Fiangonana ortodoksa eritreana|Eritreana]]) dia [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ny Bokin’i Henoka, sahala amin’ny [[Boky voalohan'ny Makabeo|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Makabeo|faharoan’ny Makabeo]]. Mino izy ireo fa ilay tenin’i Henoka nataony fanokafana izay averina eto ambany no teny voasoratra voalohany amin’ny fitenin’ny olombelona, satria i Henoka no olona nanoratra voalohany:
 
"ቃለ፡ በረከት፡ ዘሄኖክ፡ ዘከመ፡ ባረከ፡ ኅሩያነ፡ ወጻድቃነ፡ እለ፡ ሀለዉ፡ ይኩኑ"