Volambita: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-20:
=== Fanamarinana ara-pitenenana sy ara-boajanahary ===
[[Sary:Cuculus rochii rochii 1888.jpg|vignette|Kankafotra (siantifika: ''Coculus rochii'')]]
Milaza ny mpankalaza taom-baovao lohataona fa ny fiandohan'ny lohataona no tena taom-baovao malagasy satria miandoha na manomboka eo ny [[taona]]. Amin'ny maha fotoana fiandohan'ny taona azy indrindra, hoy izy ireo, no nanomezan'ny [[Ntaolo|Ntaolo malagasy]] azy ny anarana hoe ''lohataona'' (misy koa ny manao hoe ''lohatao'' na ''lohataogno''). Mbola hita taratra ao amin'ny anaran'ilay vorona atao hoe ''taotaonkafa'', ''kankafotra''na ''taotaokafo'' (anarana ara-tsiansa: ''Cuculus poliocephalus rochii''), izay ataon'ny [[Ntaolo]] malagasy fa manambara ny fahatongavan'ny taona hafa, izany hoe taona vaovao izany rehefa maneno amin'ny fiandohan'ny [[lohataona]]<ref><small>"Kankafotra" ao amin'ny ''Dictionnaire malgache et encyclopédie de Madagascar''.</small></ref>. Hita amin'ny angano izany<ref><small>"Le kankafotra et la
[[Sary:Cuculus rochii (cropped).JPG|vignette|Kankafotra na Taotaonkafa (siantifika: ''Coculus rochii'')]]
Amin'io fotoana io, hoy ny mpomba ny taom-baovao lohataona, dia manomboka velom-bolo ny zavaboary manontolo, fa tsy ny olombelona ihany, manomboka mitsiry ny ravin'ireo zavamaniry manintsan-dravina, mihamaro ny vorona misiotsioka, manomboka ny fiasan-tany sns, mivoaka avy any anaty tany ireo biby mpilevina ririnina. Tsy ny malagasy ihany no nankalaza ny [[lohataona]] fa firenena maro koa, ka ny volana Marsa, raha ny marina, dia fiandohan'ny lohataona any amin'ny ila-bolantany avaratra, fa ny aty atsimo kosa amin'ny volana Septambra.
|