Fitsanganan-ko velona (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:RaisingofLazarusBloch.jpg|vignette|283x283px|''Fananganana an'i Lazarosy amin'ny maty'', nataon'i Boloch.]]
Ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|'''fitsanganan'''-'''ko''' '''velona''']] na [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|'''fitsanganana''' '''amin'ny''' '''maty''']] dia ny fiverenan'ny efa maty ho amin'ny fiainana indray. Isan'ireo finoana lehiben'ny Kristiana ny fitsangana-ko velona. Ny fitsanganan'ny maty ho velona dia midika fa haharitra any amin'ny tontolo hafa ny fiainana ka mifandray amin'ny [[fitsarana farany]] hataon'Andriamanitra amin'ny olona rehetra izany. Ny olona nanao ny tsara araka ny didin'Andriamanitra fahavelony sy voavela heloka dia hitsangana ho amin'ny fiainana ao amin'ny [[Fanjakan'Andriamanitra]] izay torin'ny irak'Andriamanitra indrindra ny [[Mesia]]. Ireo olona nanao ny ratsy sy tsy nibebaka dia halefa any amin'ny gehena na ny helo. Roa ihany ny olona fantatra araka ny [[Baiboly]] fa nanangana olona tamin'ny maty, dia i [[Elia]] mpaminany sy i [[Jesosy]] Kristy.
 
=== Ao amin'ny Testamenta Taloha ===