Fehezankevitra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[fehezankevitra|'''fehezankevitra''']] dia matetika andian-teny ahitana [[entimilaza]] sy [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (ary [[Fameno (fitsipiteny)|fameno,]] raha tsy maintsy ilaina izany) izay hita anaty [[fehezanteny]] iray. Ny entimilaza ao amin'ny fehezankevitra iray dia matetika [[matoanteny]], nefa mety ho [[sokajin-teny]] hafa toy ny [[mpamari-toetra]] na ny [[anarana]] na ny zana-tsokajin-[[tambinteny]] sasany izany arakaraka ny fiteny sy ny fahafahan'ny fiteny. Ny fehezankevitra iray dia mety tsy hahitana afa-tsy [[teny]] tokana, dia ny matoanteny na ny mpamari-toetra sns izay misahana na tokony hisahana ny anjara asa entimilaza ihany. Ny fehezanteny iray dia mety hahitana fehezankevitra iray na maro ka raha maro izany dia ampifandraisin'ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] na ny [[mpampiankina fehezankevitra]] arakaraka ny karazam-pifadraisana misy eo amin'ireo fehezankevitra ireo.
 
== Sokajin'ny fehezankevitra ==