Nevi'im: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''Nevi'im''' na '''Nebi'im''' ("mpaminany") dia ilazàna ireo boky izay mamorona ny fizaràna faharoa ao amin’ny Baiboly hebreo (atao hoe [[Tanakh]]) manomboka eo amin’ny [[Bokin'i Josoa|Bokin’i Josoa]] ka miafara amin’ny [[Bokin'i Malakia|Bokin’i Malakia]]. Ny fizaràna atao hoe [[Torah]] no eo alohany fa ny fizaràna atao hoe [[Ketuvim]] koasa no ao aoriany.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''nevi’im'' dia [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] (נְבִיאִים‬ / ''Nəḇî'îm'') izay midika hoe “mpaminany (maro)”. Ny endrika milaza tokan’io teny io dia ''nabî'' (“mpaminany (tokana)”). Araka ny [[lovantsofina]] dia mpaminany no nanoratra an’ireo boky isan’ny atao hoe Nebi’im ireo.
 
== Fizaràn’ny Nevi’im ==
Mizara roa indray ny Nevi’im dia ny ''Nevi'im rishonim'' (נביאים ראשונים / "mpaminany taloha") sy ny ''Nevi'im aharonim'' (נביאים אחרונים / "mpaminany farany" na "mpaminany taoriana"). Ny “mpaminany taloha” dia ilazàna ireo boky nosoratana talohan’ny Fahababoan’ny [[Zanak'iFahababoana Israelytany Babilona|Zanak’iFahababoan’ny IsraelyZanak’iIsraely]] tany Babilona fa ny “mpaminany taoriana” kosa dia enti-manondro ireo boky voasoratra taorian’izany fahababoana izany. Ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] dia tsy voasokajy ao amin’ny Nevi’im na isain'ny [[Kristianisma|Kristiana]] ao amin'ireo atao hoe " [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|bokin'ny mpaminany]]".
 
=== Ny Nevi’im rishonim na Mpaminany taloha ===
Ny Nevi’im rishonim dia ireo boky sokajîn’ny Kristiana ho [[Boky ara-tantara (Baiboly)|boky ara-tantara]]. Misy boky efatra ny ao amin'ny Nevi'im rishonim dia ireto avy:
* Sefer Yehoshua na Yehoshua : [[Bokin'i Josoa|Josoa]]
 
Andalana faha-16:
 
* Sefer Melakhim na Melakhim : [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Mpanjaka faharoa]]
 
Marihina fa tsy misaraka ho boky roa ireo [[Bokin'ny Mpanjaka|Bokin’ny Mpajaka]] ao amin’ny Baiboly hebreo -, torak'izany koa ny [[Bokin'i Samoela]].
 
=== Ny Nevi'im aharonim na Mpaminany taoriana. ===
Ny bokin'ny mpaminany sisa rehetra dia ao amin'ny vondron'ireovondrona atao hoe ''Nevi'im aharonim''. Ny Kristiana dia manasokajy azy ireo ao amin’ny atao hoe [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|bokin’ny mpaminany]], nefa tsy ny bokin'ny mpaminany rehetra no isan'ny Nevi'im aharonim, ohatra amin'izany ny [[Bokin'i Daniela]] izay voasokajy ao amin'ny [[Ketuvim]] ("soratra"). Miisa efatra ny boki’ireo mpaminany taoriana, dia ireto avy:
* Sefer Yeshayahu na Yeshayahu : [[Bokin’i Isaia|Isaia]]