Kônsily voalohany tao Kônstantinôpôlisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'ny fiangonana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Andalana faha-1:
Ny '''Konsily voalohany tao Konstantiniopoly''' na '''Konsily voalohany tao Konstantiniopla''' dia konsily ekiomenika faharoa nataon'ny Fiangonana kristiana taorian'ny Konsily voalohany tao Nikea. Nanamafisana ny zavatra tapaka tao amin'ny Kosilin'i Nikea io konsily io izay nanalavana ny Fanekem-pinoana nikeana ka lasa [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoan'i Nikea sy Konstantinopoly]]. Ny emperora Teodosio I no mampanao azy tamin'izany. Io kosily io dia nanameloka ny fampianaran'i Makedonikosy sy ireo pneomatomaka izay nanda ny maha Andriamanitra ny Fanahy Masina. Nohamafisiny ny maha Andriamanitra an'i Kristy sady nambarany fa Andriamanitra koa ny Fanahy Masina ary noraiketiny ilay fanekem-pinoana natao tamin'ny konsily voalohany tao Nikea. Io konsily io koa no nanome fahamboniana fara tampony ny evekan'i Roma sy ny an'i Kostantinoply amin'ny eveka rehetra. Tapaka fa Andriamanitra koa ny [[Fanahy Masina]]. Tsy nandray anjara tamin'io ny [[Fiangonana Latina|Fiangonana latina]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Konsily faharoa tao Konstantinopoly]]
* [[Konsily fahatelo tao Konstantinopoly]]
* [[Konsily fahefatra tao Konstantinopoly]]