Fanambaràna (finoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Domenico Fetti 004.jpg|vignette|''I Mosesy sy ilay Roimemy nirehitra,'' nataon'i Domenico Fetti, taona 1613-1617]]
[[Sary:Mohammed receiving revelation from the angel Gabriel.jpg|vignette|Ny Mpaminany Mohamady mandray ny Kor'any avy amin'ny anjely Gabriela. Notsoahana tao amin'ny ''Jami' al-Tawarikh'' (''Tantaran' izao tontolo izao'') nataon'i Rashid al-Din, Tabriz, Persia, taona 1307.]]
Ny [[Fanambaràna (finoana)|'''fanambaràna''']] dia fahalalana azo mivantana amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ka mety ho amin'ny alalan'ny fisehoan' Andriamanitra izany na ny fahenoana ny teny mivoaka avy ao aminy na ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindimandry]] azon'ny [[mpaminany]] na ny fanomezany lahateny efa voasoratra rahateo avy any aminy na fisehoan-javatra tsy fahita eo amin'ny zavaboary.
[[Sary:Saint John on Patmos.jpg|vignette|Ny fahitan'i Joany tao Patmosy]]