Eseniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[Eseniana]]''' dia ireo olona tao amin'ny antoko mpanaraka ny [[jodaisma]] tamin'ny vanimpotoan'ny Tempoly Faharoa izay niroborobo nanomboka tamin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. sady nanomboka fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany tao Palestina.
 
Araka an'i [[Flavio Josefa]] dia iray amin'ireo antoko telo lehibe teo amin'ny fiarahamonina jiosy tao Palestina ny Eseniana (ny roa hafa dia ny [[Fariseo]] sy ny [[Sadoseo]]). Fikambanan'olona miaina anaty fahantrana an-tsitrapo ny Eseniana sady manatanteraka filomana an-drano isan'andro sady mifady ny fahafinaretana eto amin'izao tontolo izao.