Eglizy latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana Latina|'''Fiangonana''' '''latina''']] dia ny ampahany manaraka ny fomba tandrefana ao amin'ny Fiangonana katolika ka ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] no ampahany mifameno aminy. Amin'ny Fiangonana katolika rehetra dia izy no lehibe indrindra. Izy koa no lehibe indrindra ao amin'ny [[Kristianisma Tandrefana|Kristianisma tandrefana]]. Nampiasa ny [[fiteny latina]] izy tamin'ny [[Andro Antenantenany]] ka hatra taty aoriana fa tsy ny [[fiteny grika]] na hafa. Ny Fiangonana latina isam-pirenena amin'izao fotoana izao dia samy mampiasa ny fiteny misy eo amin'ny toerana misy azy fa tsy voatery ho ny fiteny latina ihany.
 
Indraindray koa ny Fingonana latina dia mety hantsoina hoe "Fiangonana tandrefana" na "Fiangonana katolika romana" na "Eglizy katolika romana". Mahalankalana ihany no iantsoana azy hoe "Fiangonana katolika tandrefana". Ny hoe "Fiangonana tandrefana" koa dia indraindray mety hanondro avy hatrany ny Fiangonana latina.
 
Manana ny fehezan-dalanany manokana izy, dia ny [[Lalàna kanonika]] izay tsy ampiharina amin'ireo Fiangonana katolika tatsinanana manaiky ny fahefan'ny Papa koa.
 
== Jereo koa: ==