Porima: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pieter Pietersz. Lastman - The Triumph of Mordechai.jpg|vignette|326x326px|''Ny fandresen'i Mordekay'', sary nataon'i Pieter Pietersz Lastman, taona 1624.]]
Ny '''Porima''' dia fety jiosy avy amin'ny [[Baiboly]] sady naorin'ireo Raby izay ahatsiarovana ny zava-niseho tantaraina ao amin'ny [[Bokin'i Estera]], dia tsy inona fa ny fanafahana mahagaga ny Jiosy tamin'ny fandringanana nokononkononin'i Hamana ilay Agadita tao amin'ny Empira persiana tamin'ny fotona nanjakan'i Ahasoerosy na Asoerosy (na Kserksesy I). Ankalazaina isan-taona amin'ny faha-14n'ny volana Adara izany amin'ny [[tetiandro hebreo]], izay mifandrify amin'ny tenantenan'ny volana Febroary na Marsa ao amin'ny [[tetiandro gregoriana]].
[[Sary:Fazuelos sephradic.jpg|vignette|Deblas]]