Jodaisma rabinika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-21:
 
Ny Halakha (fitambaran'ny fitsipika sy ny fomba amam-panao ao jiosy fehezin'ny Lalàna jiosy) ao amin'ny jodaisma rabinika dia miorina indrindraindrindra amin'ny Torah voasoratra nefa koa amin'ny Torah am-bava sy amin'ireo famelanelarana an'ity Torah an-tsoratra ity.
 
== Ny sampan'ny jodaisma rabinika ==
Ny jodaisma rabinika no be mpanaraka indrindra ao amin'ny jodaisma, hany ka raha miresaka ny amin'ny jodaisma dia izy no tonga ao an-tsain'ny maro voalohany ka lasa ampitovizina aminy. Tsy ranoray tanteraka anefa ny jodaisma rabinika fa misy sampam-pirehana telo izay samy manana ny fivoasany ny fomban'ny fanambaran-tenan'Andriamanitra, ny fahazoany ny maha zava-dehibe ny fanapaha-kevitry ny raby, eny fa na ny famaritana ny atao hoe jodaisma rabinika aza. Ireto avy izy ireo: ny jodaisma nohavaozina sy ny jodaisma mandala ny nolovana ary ny jodaisma ortodoksa.